Simon Randria

Fañuritsoritaña

Dati : Non renseigné
Fañuritsoritaña :
Na dia vao 18 taona monja aza SIMON RANDRIA, dia nanaitra sahady ny fon' ny tanora amin' ilay hirany :
OAK' Ê, OAK' ETSY
Hafa kely tokoa tamin' ny sofina mantsy no nentin' i "Simon kely" ho antsika tamin' ity santatra ambavarano ity.
MBA RAHOVIANA RE !
Hira efa renao tao amin' ny Radio ihany, nefa tsy manintona loatra ny sainao. Mba henoy kely koa ange ny sangan' asa izany tovolahy Malagasy izany, izay nitoeran' ny talenta sy ny fikirizana eo amin' ny lafin' ny famoronan-kira, fa ho variana hianao.
Mba rahoviana re ?
Tsy ho ela ê !!!

Hoy Jean Rabary
Mpamôkatri : Jean Rabary
N° support : 1

Mômbamômba ni fanontaña

Autres pressages :


Numéro d'édition :

Label : Discomad

Format :

Dati :

#1 Face A01
Oak' ê, oak' etsy 04:00
Simon Randria (compositeur, auteur, interprète)
#1 Face B01
Mba rahoviana re ! 04:21
Simon Randria (compositeur, auteur, interprète)

Lisiti ni singa manôkaña fônôgrama nabuaka

Mikasiki ni singa manokan’ni fônôgrama ORTF_9_2284

Pistes et interprétations

0:00/0:00

0%
    Support 1

    A01 Oak' ê, oak' etsy

    04:00

    B01 Mba rahoviana re !

    04:21

Media miaraka amini

Mpanamariki